Teny iditra otrika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fitahirizana vain' afo ao anaty lavenona; fametrahana ny voankazo amin' ny toerana mafana mba hanamasaka azy haingana; fitahirizana, fierena, famitsahan' ny miaramila.
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Merina] Action de faire mûrir les fruits, surtout les bananes, en les exposant à la chaleur dégagée par un feu étouffé. Exemple : Aotreo ao an-davaka ireo akondro ireo = faites mûrir ces bananes en les chauffant dans un trou (Malzac). On creuse généralement à cet effet un trou dans un talus latéritique.
Voambolana 
Sampanteny 
Haiendriteny 
otrika
otriko
otrikao
otriny
otritsika
otrikay
otrikareo
otrik'
otri-
otriky
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra otrika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] an ambush
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] embuscade
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  otrikaretina
Teny nalaina 

Teny iditra otrika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Karazam-borona andrano mitovitovy habe amin' ny akoho
Fanazavàna teny frantsay  [Rajemisa: Vakoka] petite poule d'eau
Voambolana 
Ohatra  [Callet: Tantara] Ary izao koa no fomba ny heniheny dia azo angalana laoka hafa indray hihinanana vary, fa eo ny voronandrano, sy ny vano-fotsy, sy ny vanomainty, sy ny vorompotsy, sy ny talevana, sy ny angaka, sy ny arosy na haralahy, sy ny faralambotra, sy ny fotsielatra, sy ny kitanotano, sy ny tsiriry, sy ny vivy, sy ny otrika.

Nohavaozina tamin' ny 2021/04/19