Teny iditra otri-po (otrika, fo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy hatezerana voatahiry ao am-po ka miteraira fankahalana; lolompo, fo lentika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy malice, malignity [1.2]
Fanazavàna teny frantsay ressentiment, vengeance [1.3]
Voambolana 
Mpitovy hevitra fo lentika ~ lolompo
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31