Teny iditra oui
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy vehivavy mpivaro-tena, makorelina [1.60]
Fanazavàna teny frantsay prostituée, pute, putain [1.60]
Mpitovy hevitra daba lôka ~ kapa vy ~ kôdy ~ koetra ~ kôksa ~ mafy tratra ~ makôsà ~ mandôliny ~ mazava alina ~ mpijangajanga ~ ramavo ~ sipa gôka ~ tsimirirana ~ tsy vaky atonta

Teny iditra oui
Sokajin-teny anarana (lahy)
Fanazavàna teny frantsay eny [1.4, 1.9, 1.5]
Fanazavàna teny malagasy aikany [1.4]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31