Teny iditra | oviana | ||||||
Sokajin-teny | tambinteny | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina manontany ny fotoana efa lasa nanaovana asa iray na nitrangan-javatra: Oviana no naka fanadinana ny zokinao? ~ Oviana no nahazo fahaleovantena i Madagasikara? [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | when? (of past time) [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | interrogatif, quand? (temps passé) [1.8] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Ohatra | Tiaza izany toerana niarahako taminy izany, ary oviana teo amin' ny fiainako no nitrangan' ny tantara?
[2.5] | ||||||
Fivaditsoratra | voaina, anaovy, anavio, anivao, anovay, aviona, avoany, iovana |
Nohavaozina tamin' ny 2022/04/10 |
![]() |