Entrée | ovoka | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fanalana ny zavatra mifantsika ka atao an' aina; fanesorana ny nify, na ny tandrok' omby alana hisaraka amin' ny kimbalombalony; fanaovana izay hampikoa ny ventin-dranovola; fikosohana ny tsikoko; fanesorana ny hoditra malemy ivelany amin' ny mangahazo, vary akotry Faniniana mafy dia mafy, levilevy [1.1] | |
Dérivés |
| |
Mis à jour le 2020/07/31 |