Teny iditra | oza | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanasana (ny tarehy, ny tanana, ny tongotra) ¶ Ny loto manaraka ny rano avy nanasana zavajavatra, toy ny tanana, tarehy, lovia: Ozan-dovia [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Ohatra | Ny sasany milaza fa tao anatin' i Mesopotamia ihany Oza;
[1.38] | |||||||||||||||
Teny iditra | Oza | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Oza [2.996] | |||||||||||||||
Uz [2.996] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Uç [2.996] | |||||||||||||||
Voambolana | Soratra Masina | |||||||||||||||
Tovy hevitra | Osa | |||||||||||||||
Lahatsoratra | Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Oza | |||||||||||||||
Teny iditra | Oza | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Uzza [2.996] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Uzza [2.996] | |||||||||||||||
Voambolana | Soratra Masina | |||||||||||||||
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | Toko sy andininy momba Oza | |||||||||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/18 |
![]() |