Teny iditra ozona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny firariana ratsy ny hafa; fianianana iantsoana loza; ompa.
Mitovy hevitra: ompa ~ sahato ~ sariko ~ tsitsika [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a curse [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay malédiction, imprécation [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Ohatra Ny hitondra anao any amin' ilay toerana dia tsy azoko atao mihitsy, hoy izy, satria mafy loatra ny ozona amin' izany. [Andriamalala: Ranomasina, takila 62]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31