|
|
|
|

Entrée (1/3)1  paika
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Son
Explications en malgache  4  Feo re avy amin' ny zavatra mifandona [1.1]
5  Fidona, fanapoahana amin' ny tanana na hazo: Paika kely foana dia ampy hampandeha io masinina io [1.1]
6  Tefy (vato): Vato tsara paika [1.1]
7  Fandehanana (amin' ny lalao fanorona), fifindran' ny vatom-panorona rehefa mihinana, ka mankeo amin' ny toerana tiany: Anao izao ny paika [1.1]
8  Tetika ampiasaina, tetikady: Paika fotsiny ny azy [1.1]
Explications en anglais  9  A stroke, a blow [1.7]
Explications en français  10  Coup, choc, cliquetis des armes [1.3#475]
11  Réprimande [1.3#475]
12  Un coup au jeu du fanorona [1.3#475]
13  Coup [1.8]
Exemples  14  Diso paika ka matim-bela. [2.643#]
15  paika tsy miady no itondran' ialahy anay. [2.4#]
16  Tsy nanana hevitra maty paika ny namanay. [1.369#]
Dérivés 
17  Verbes actif :
18  Verbes passif :
19  Verbes relatif :
20  Noms :
21  Adjectifs :
Synonymes  22  paipaika
Analogues  23  Dona, poka, gona, katroka
Mots composés 

Entrée (2/3)28  paika
Partie du discours  29  nom
Explications en malgache  30  Fomba ampiasaina [1.13]
Explications en français  31  Procédé; mesure [1.13]
Mots composés 

Entrée (3/3)33  paika
Partie du discours  34  adjectif
Explications en malgache  35  Maina (taona) [1.78]

Anagrammes  36  apika, paika, piaka

Mis à jour le 2023/06/17