Entrée |
paingotra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Vy marani-doha mitovitovy halehibe sy halava amin' ny tsilon-draiketa ary misy motiny kely ny vodiny, atao fanakambanana taratasy, fitanana akanjo na fametahana sary amin' ny rindrina [1.1]
|
Explications en anglais | A pin [1.7]
|
Explications en français | épingle [1.3, 1.8]
|
Exemples |
1 | Tsy nisy nilana azy tsy akory ireny paingotra ireny fa dia natao teny ohatra ny haingo fotsiny.
[2.472]
|
2 | Tsy nisy nilana azy tsy akory ireny paingotra ireny fa dia natao teny ohatra ny haingo fotsiny.
[2.472]
|
|
Dérivés |
Mots composés, titres, noms |
|
Origine | Français: épingle.
|
|
Entrée |
paingotra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en anglais | An informer [1.7]
|
Explications en français | Mouchard [1.8]
|
|