Teny iditra papango tanana (papango, tanana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy ilazana ny olona faingan-tanana izay maka zavatr' olona amim-pahakingana mba hangalariny [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay qui a les griffes d'une papangue; voleur [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31