Teny iditra papelika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Karazam-borona mifanahatahaka amin' ny tsipoy fa kelikely kokoa (halava: 18 sm), izay hazain' ny olona fatratra noho ny henany tena matsiro. Voadiniky ny ntaolo ny fanenony fa tahaka ny manao hoe "tsara aho", ka dia izany ny nanaovany azy ho tahaka ny mandoka tena ka nahatonga ny fitenenana hoe "midoka tena toy ny papelika"
Fanazavàna teny frantsay  [Rajemisa: Vakoka] caille ordinaire
Voambolana 
Mpitovy hevitra kibobo ~ menamaso
Ohatra  [Baiboly: 2:016:013/Eksodosy 16:13..] Ary nony hariva dia niakatra ny papelika, ka rakotra azy ny toby;
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30