Teny iditra paradoxe
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Malzac 1893] hevitra manohitra ny hevitry ny be sy ny maro
  [Rakotonaivo 1993] hevimanohitra, hevimitsipaka, hevimifanohitra (amin' ny mahazatra)
Ohatra  [Rajemisa: Fiteny 3, takila 151] Tao amin'ity Kolejy farany ity no nanombohany nanoratra raha nandray anjara tamin'ny gazety nifanaovan'izy samy mpianatra tao izy, ka tamin'izay no nakany ny solon'anarana hoe " Dox" mifanohitra amin'ny hoe "paradoxe" , hoy izy, no nakany an'io noho izy tsy mba tia "paradoxe"

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31