Teny iditra parasy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Bibikely mitsentsitra ny ran' ny biby lehibe sy ny olona ka manaikitra mampangidihidy izaitsizy: Mitondra areti-mifindra toy ny pesta ny parasy
Mitovy hevitra: parapandy ~ parasaingy
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] a flea. See Parandy, Pia [Swa, papasi, ticks.]
  [Hallanger 1973] a flea
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888, Veyrières 1913, Hallanger 1974, SLP 1986] puce
  [Veyrières 1913] se disait des parasites
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra  [Andraina: Mitaraina, takila 111] Ny andro voalohany nianarana, dia nanome fanazavana Ramose momba ny pesta, ny asan' ny voalavo sy ny parasy amin' ny fielezan' ny aretina.
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30