Teny iditra |
pehina
(paika)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
Fanazavàna teny malagasy | Donina, kapohina, pohina: Peho mafy ny fantsika mba hilentika ~ Nopehiny ny lohako ¶ Tefena (vato): Tsy nopehinareo tsara ireto vato ireto ¶ Kapohina, tenenina, rahonana: Peho mafy io zaza io fa maditra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | see Paika [1.2]
|
| to be struck as with a hammer [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | qu'on frappe [1.8]
|
Haiendriteny |
pehina
pehiko
pehinao
pehiny
pehintsika
pehinay
pehinareo
pehin'
pehin-
pehim-
pehi-
| |
nopehina
nopehiko
nopehinao
nopehiny
nopehintsika
nopehinay
nopehinareo
nopehin'
nopehin-
nopehim-
nopehi-
| |
hopehina
hopehiko
hopehinao
hopehiny
hopehintsika
hopehinay
hopehinareo
hopehin'
hopehin-
hopehim-
hopehi-
| |
peho | |
|
Ohatra | Miantoraka eny aminy ny tadin-dasely, pehina hiala eny an-dohany ny satro-boriny.
[2.470]
|
Ohabolana |
|