Teny iditra pelaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] fisaka [1.78]
 Fisaka sy lehibe, manify ary mivelatra (toy ny ravina ravinala na afontsy na saonjo). [1.1]
Sampanteny 
 
Mpitovy hevitra pelapelaka

Teny iditra pelaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] jamba [1.78]

Fivaditsoratra lapake, lepaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31