Teny iditra | peperana (pepetra (petra)) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Hafatrafarana: Nopeperan-drainy izy hanao fasana ¶ Didiana: Nopeperan' ny fanjakana tsy hisy vola hivoaka any ivelany [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to be told, to be enjoined, to be charged. [1.2] | ||||||||
to be given definite orders [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | à qui on donne un ordre précis [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |