Teny iditra |
perana
(petra)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
Fanazavàna teny malagasy | Rarana, sakanana: Pero mafy ny zanakao tsy hilalao eo amoron-tevana [1.1]
|
Haiendriteny |
perana
perako
peranao
perany
perantsika
peranay
peranareo
peran'
peran-
peram-
pera-
| |
noperana
noperako
noperanao
noperany
noperantsika
noperanay
noperanareo
noperan'
noperan-
noperam-
nopera-
| |
hoperana
hoperako
hoperanao
hoperany
hoperantsika
hoperanay
hoperanareo
hoperan'
hoperan-
hoperam-
hopera-
| |
pero | |
|
|
Teny iditra |
perana
(petra)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
Fanazavàna teny malagasy | Hafatrafarana: Nopeperan-drainy izy hanao fasana ¶ Didiana: Nopeperan' ny fanjakana tsy hisy vola hivoaka any ivelany [1.1]
|
Mpitovy hevitra | |
|