Teny iditra petra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hafatrafatra mafy: Nasain-drainy honina any ambanivohitra izy araka ny pepetrany taminy
¶ Hevitra nifanekena ary tandremana tsara: Natao ny pepetra alohan' ny hisarahana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy same as pepetra [1.2]
Fanazavàna teny frantsay commission, recommandation, injonction, charge que l'on confie [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra petra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandrarana na fisakanana [1.1]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31