Teny iditra | petsa | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy maina fa misy rano ka mando be [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny anglisy | wet, soaked, sloppy; fig. exceedingly corpulent. See Lona. [Richardson 1885] | |
Sampanteny |
| |
Ohatra | Be sandry aho be sandry, hay petsa pataloa rehefa sendra ny matanjaka! [Andraina: Mitaraina, takila 137] | |
Teny iditra | petsa | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] laoka matsiro [Rakotosaona 1975] | |
Voambolana | Toe-karena: hanina | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |