Teny iditra pibasy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Rajaonarimanana 1995] néflier du Japon, nèfle du Japon (Erio [...]
Voambolana 
Anarana siantifika Eriobotrya japonica
Tsipelina hafa 
Ohatra  [Rajohanesa: Kintana] Ny fameroveron'ny hanitry ny vonim-pibasy nameno ny aera, ka nahataona ny tantely hanatona hitsentsitra ny rano mamy ao anatiny.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31