Teny iditra | pic
![]() | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | tendrombohitra avo sady midoza [Malzac 1893] | |
tendrombohitra milingilingy [Sims 1969] | ||
tendro: Le pic d'une montagne (Ny ten [...] [tohiny Rakotonaivo 1993] | ||
Teny iditra | pic
![]() | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | angady marani-doha, tsolo [Malzac 1893] | |
vy fihadiana tany [Sims 1969] | ||
vy fihadian-tany, vy fikapoham-bato [Rakotonaivo 1993] | ||
Teny iditra | pic
![]() | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | anaram-borona [Sims 1969] | |
pika (voronkely vahiny mpitsaingotsaingo [...] [tohiny Rakotonaivo 1993] | ||
Teny iditra | PIC
![]() | |
Sokajin-teny | anarana (fanafohezanteny) | |
Fanazavàna teny frantsay | Pôles Intégrés de Croissance [3.1] | |
Voambolana | Fikambanana | |
Mpanahaka | fanafohezan-teny | |
Teny nalaina | Soratra misy io teny PIC io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |