|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1 pika
Sokajin-teny  2 mpamaritra na tambinteny
Fanazavàna teny anglisy  3alone. [Provincial] [1.2#479]
Kamban-teny rehetra  4Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/7)5 pika
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny malagasy  7Fipitsihan-javatra miala amin' ny toerana misy azy, ka misy feo kely miaraka amin' izany; fampifantsitsirana; fandosirana.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8a click of a knife or lock; a pocket-knife, probably from the click of a blade; sweet potatoes peeled and cooked with fat.. [1.2]
9the click of a knife or a lock. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10action de sauter, de bondir, de jaillir, de se détacher, de se déboiter avec bruit, d'éclater en produisant une petite détonation.
11action de s'évader. [1.3]
12petit bruit ou éclat comme d'un canif qu'on replie. [1.8]
Haiendriteny 
13 Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  30Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (3/7)31 pika
Sokajin-teny  32 anarana
Fanazavàna teny malagasy  33bokotra misy andahiny sy ambaviny. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  34bouton pression. [1.13]

Teny iditra (4/7)35 pika
Sokajin-teny  36 anarana
Fanazavàna teny malagasy  37Karazam-boninkazo izay madinika maro loko mahafinaritra mitambatambatra ny felany. [1.1]
Ohatra  38 Ny pika sy ny dalia no voninkazo tiany indrindra, ka namboleny teo. [2.332]
Voambolana  39 Haizavamaniry: voninkazo

Teny iditra (5/7)40 pika
Sokajin-teny  41 anarana
Fanazavàna teny frantsay  42Sens général : éclater en lançant des étincelles. Nom donné aux bois qui éclatent avec bruit lorsqu'on les met au feu. Ce sont surtout suivant les dialectes :.
43Allophylus arboreus Choux (Sapindaceae). [Betsimisaraka]
44Tina gelonium Schult. (Sapindaceae). Voir aussi piky. [Taimoro] [1.196]
Voambolana  45 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (6/7)46 pika
Sokajin-teny  47 anarana
Fanazavàna teny frantsay  48(Betsileo) Brindilles sèches, employées comme combustible, surtout pour allumer le feu. Broutilles. Ce nom est donné à plusieurs arbustes fréquemment employés à cet usage. Souvent des philippia (Ericaceae).. [1.196]
Voambolana  49 Haizavamaniry

Teny iditra (7/7)50 pika
Sokajin-teny  51 anarana
Fanazavàna teny frantsay  52(de pika : sautillement). Manioc en bouchons, décortiqué avant le séchage. Il est élastique et sautille facilement.. [1.196]
Voambolana  53 Haizavamaniry

Fivaditsoratra  54 kapy, 55 kipa, 56 paky, 57 pika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09