Teny iditra |
pika
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
alone [Richardson 1885 takila 479]
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
pika
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
alone [Richardson 1885 takila 479]
|
|
Teny iditra |
pika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fipitsihan-javatra miala amin' ny toerana misy azy, ka misy feo kely miaraka amin' izany; fampifantsitsirana; fandosirana. [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | a click of a knife or lock; a pocket-knife, probably from the click of a blade; sweet potatoes peeled and cooked with fat. [Richardson 1885]
|
| the click of a knife or a lock [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | action de sauter, de bondir, de jaillir, de se détacher, de se déboiter avec bruit, d'éclater en produisant une petite détonation ¶ action de s'évader [Abinal 1888]
|
| petit bruit ou éclat comme d'un canif qu'on replie [Hallanger 1974]
|
Sampanteny |
Haiendriteny |
pika
piko
pinao
piny
pitsika
pinay
pinareo
pik'
pi-
| |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
pika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | bokotra misy andahiny sy ambaviny [SLP 1986]
|
Fanazavàna teny frantsay | bouton pression [SLP 1986]
|
|
Teny iditra |
pika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-boninkazo izay madinika maro loko mahafinaritra mitambatambatra ny felany [Rajemisa 1985]
|
Voambolana |
Ohatra | Ny pika sy ny dalia no voninkazo tiany indrindra, ka namboleny teo. [Rakotozafy: Ratsimba, takila 23]
|
|
Teny iditra |
pika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Sens général : éclater en lançant des étincelles. Nom donné aux bois qui éclatent avec bruit lorsqu'on les met au feu. Ce sont surtout suivant les dialectes : ¶ [Betsimisaraka]
Allophylus arboreus Choux (Sapindaceae)
¶ [Taimoro]
Tina gelonium Schult. (Sapindaceae). Voir aussi
piky
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Allophylus arboreus, Tina gelonium |
|
Teny iditra |
pika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | (Betsileo) Brindilles sèches, employées comme combustible, surtout pour allumer le feu. Broutilles. Ce nom est donné à plusieurs arbustes fréquemment employés à cet usage. Souvent des philippia (Ericaceae).
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
pika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | (de pika : sautillement). Manioc en bouchons, décortiqué avant le séchage. Il est élastique et sautille facilement.
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
|