Teny iditra | pilaka | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Jejojejo mba hanaitra ny mason' ny lehilahy. [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | frisky, wanton. [1.2] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Mpitovy hevitra | pilapilaka | ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny pilaka io | ||||||
Fivaditsoratra | kapila, kipala |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |