Teny iditra piripiso
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Karazan-kazo madinika mivondrona [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra piripiso
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mainty ngizina noho ny loto, feno tsikoko [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31