Teny iditra | piripiso | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Karazan-kazo madinika mivondrona [Rajemisa 1985] | |
Voambolana | Haizavamaniry: hazo | |
Teny iditra | piripiso | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Mainty ngizina noho ny loto, feno tsikoko [Rajemisa 1985] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |