Teny iditra |
poa-taho
(poaka, taho)
|
Sokajin-teny | fomba fiteny
|
Fanazavàna teny malagasy | taho tsy misy atiny; hazo tsy misy atiny toy ny volotsangana [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | hollow-stemmed, as a rush [Richardson 1885]
|
Fanazavàna teny frantsay | dont la tige est creuse, comme celle du bambou [Abinal 1888]
|
| (de poaka : creux, vide ; et
taho : tige). Nom général des plantes comme le bambou, les grandes Poaceae, dont les entre-noeuds successifs sont vides. Comparer à
poakaty.
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
|