Teny iditra | poka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Feo re mirefotra amin' ny fifandonana, fidonana: Po-doha. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | the bursting of something, a blow upon something hollow [1.2] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | coup, choc d'un objet contre un autre, bruit du choc [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||||||||||||||
Teny iditra | poka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] chill, fear [1.2] | |||||||||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/15 |
![]() |