Teny iditra po-tany (poka, tany)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy loza lehibe toy ny areti-mifindra mahazo ny mponina rehetra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay littéralement qui frappe la terre; calamité publique, maladie épidémique [1.3]
 une calamité publique, c' est un malheur qui frappe la terre [2.415]
 maladie épidémique [1.54]
Voambolana 

Teny iditra -potany
Sokajin-teny endritenin' ny hoe fotaka

Fivaditsoratra pañito

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31