Teny iditra py
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] fikimpiana maso
  [Rajemisa 1985] fikimpikimpin' ny maso, baiko atao amin' ny maso
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] a twinkle, a wink. Used of the eye
  [Hallanger 1973] a winking of the eye(s)
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] clignotement des yeux
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra py
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] [Sakalava] Maranitra (tandrok' ombalahy)
Mpanahaka  Bikan' ny tandrok'omby

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31