Teny iditra ra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Zava-mihanankanana na ranoka menamena mikoriana eran' ny tenan' ny olombelona sy ny biby ka mamelona azy ary mivoaka amin' ny nofo velona raha voadidy
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] blood
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] le sang
  [Hallanger 1974] sang
Voambolana 
Haiendriteny 
ra
rako
ranao
rany
rantsika
ranay
ranareo
ran'
ran-
ram-
-dra
-drako
-dranao
-drany
-drantsika
-dranay
-dranareo
-dran'
-dran-
-dram-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 
Lahatsoratra 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny ra ity (1): Andramasina

Teny iditra ra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] zavatra

Teny iditra ~ra~
Sokajin-teny tsofoka [Teny amin' ny ~ra~]

Teny iditra ra-
Sokajin-teny mpanoritra [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Mpanoritra anarana zary tovona eo alohan' ny anarantsamirery milaza olona, indrindra amin' ny foko anivon-tany, ka atao ho maripanajana, mifanohitra amin' ny f: Rakoto, Ikoto
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] a personal article added to words to form a proper name, as Rabe, Mr. Great. Comp. Andriana and I-
  [Hallanger 1973] prefix of personal names, as : Rakoto, Rasoa
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] préfixe des noms propres, comme : Rakoto, Rasoa

Teny iditra ra
Sokajin-teny kianteny [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] [Provincial] an interrogative particle, as: Iza Izato Ra? (Who is this?)
¶ See va, moa

Teny iditra Ra
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotonaivo 1993] radiôma
  [3.1] singa mivaingana, faha-88 amin'ny fisokajiana miherina.
Fanazavàna teny anglisy  [3.1] radium
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/08/14