Teny iditra raba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fandehandehanana atsỳ sy arỳ tsy misy fieritreretana, tsy misy kitotony; fanaovan-javatra tsy amim-piheverana, kitoatoa
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] action d'aller, de marcher, d'agir sans réflexion, sans ordre
Sampanteny 
Mpitovy hevitra rabaraba
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31