Teny iditra rabaraba (raba)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fandehandehanana atsỳ sy arỳ tsy misy fieritreretana, tsy misy kitotony; fanaovan-javatra tsy amim-piheverana, kitoatoa
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] Root of arabaraba, mirabaraba, mandrabaraba
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] action d'aller, de marcher, d'agir sans réflexion, sans ordre
Sampanteny 
Mpitovy hevitra raba

Teny iditra rabaraba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] [Sakalava] Fivelatry ny ravin-javamaniry raha vao mitsiry
Voambolana 

Teny iditra rabaraba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [3.1] karazan-kazo (Chaetocarpus rabaraba, Capuron)
Voambolana 
Anarana siantifika Chaetocarpus rabaraba
Habaka 
Calalogue of the Vascular Plants of Madagascar http://www.tropicos.org/Name/12804529?projectid=17
Xylothèque de Jean-Claude Cerre http://perso.orange.fr/cerre/poster/pages/Rabaraba.htm

Teny iditra rabaraba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] a word used for a rat in the phrase tain-drabaraba
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] (vieux) rat
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31