Entrée | Rabevoina (ra-, be, voina) | |
Partie du discours | nom propre (anthroponyme) | |
Explications en malgache | Teny tsy manaja loatra iantsoana olona efa maty, izay matetika atao hoe Itompokolahy na Itompokovavy: Iza no tsy mahatsiaro ny nataon-dRabevoina Ranona? [1.1] | |
Explications en anglais | A disrespectful word used in speaking of the dead, the late so-and so, the deceased. [1.2] | |
Exemples | Hitan-tsikidy lahy izany Rabevoina maty teto izany.
[2.293] | |
Vocabulaire | Etiquette | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |