|
|
|
|

Entrée (1/2)1  rado
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
7  Adjectifs :
Explications en malgache  8  Fehivozona vita amin' ny vakana volamena na volafotsy. [1.1]
Explications en anglais  9  a particular kind of necklace of beads, glass, silver, gold, etc. [1.2]
Explications en français  10  collier de perles, d'or ou d'argent [1.3#497]
Exemples  11  rado miampy voahangy ve sa ny haba volamena? [2.1022]
12  Harambato no solovozona anaovany, ala mikirindro no kapaoty maitso itafiany, ary riambato fotsy misasasasa avy any an-tampony any no rado volafotsy mamiratra ihaingoany. [2.499]

Entrée (2/2)13  Rado
Partie du discours  14  nom propre (pseudonyme)
Explications en malgache  15  solon' anaran' i Andriamanantena Georges [3.1]
Ouvrages littéraires  16  Etsy, matoria
17  Lapan' ny tananan' Antananarivo
18  2002 Tsy maintsy mipoaka ny sarom-bilany
Tableaux et planches  19  Pseudonymes
20  Noms de plume des écrivains malgaches

Anagrammes  21  daro, dora, drao, droa, odra, Rado, rado, roda, daro, dora, drao, droa, odra, Rado, rado, roda

Mis à jour le 2023/02/20