Teny iditra rafara (ra-, fara)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana iantsoana sy ilazana ny zanaka vavy zandriny indrindra amin' ny nateraka [1.1]
Voambolana 
Mpitovy hevitra rafaravavy
Ohatra an-dRabodozafimanjaka vavy matoa, sy Andriamahanona, sy Razanabahoaka, sy Raseheno, sy Ratsimisotry, sy Andriantseheno lahy, sy Rafara. [2.48]

Fivaditsoratra farara

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31