Teny iditra |
rafozako > rafozana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Teny ilazana ny ray aman-drenin' ny vady, na izay olona heverina ho tokotokony ho izany, toy ny iray tampo aminy: Rafozan-dahy, rafozam-bavy. [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | a parent or parent in law [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | beaux-parents [Rajemisa: Vakoka]
|
| beau-parent [Hallanger 1974]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra | —Ny mananetiny nomeny ny rafozana, fa izy no hazo namoa soa, fa nahitana ny vady. [Rabezandrina: Ikotofetsy, takila 39]
|
Teny nalaina |
|