Entrée | rafozana | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en malgache | Teny ilazana ny ray aman-drenin' ny vady, na izay olona heverina ho tokotokony ho izany, toy ny iray tampo aminy: Rafozan-dahy, rafozam-bavy. [1.1] | |||||||||||||||
Explications en anglais | A parent or parent in law [1.7] | |||||||||||||||
Explications en français | Beaux-parents [1.54] | |||||||||||||||
Beau-parent [1.8] | ||||||||||||||||
Exemples | —Ny mananetiny nomeny ny rafozana, fa izy no hazo namoa soa, fa nahitana ny vady.
[2.293] | |||||||||||||||
Vocabulaire | Rapports: famille | |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
Mots composés |
| |||||||||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot rafozana | |||||||||||||||
Mis à jour le 2023/06/05 |
![]() |