Teny iditra | rafy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] ireo vadin'ny mpampirafy [Rakotosaona 1975] | |
Olona manohitra ny tena, mifanao an-daniny amin' ny tena ¶ Olona mifaninana amin' ny tena ¶ Vehivavy izay alain' ny vadin' ny tena ho vadiny koa: Rafivavin-dRasoa Ravao ¶ Izay maka ny vadin' ny tena: Tsy nanaiky izy raha tsy naratrany ilay rafilahiny [Rajemisa 1985] | ||
Fanazavàna teny anglisy | an adversary, a rival [Hallanger 1973] | |
Fanazavàna teny frantsay | adversaire, rival [Hallanger 1974] | |
Sampanteny |
| |
Mpanahaka | rafilahy ~ rafivavy | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny rafy io | |
Teny iditra | rafy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anaran-kazo madinika, fanao ody kankana ny voany vao notazana, na indrindra ny hoditry ny fakany izay tena tsara fiasa saingy tsy azo omena ny ankizy (Moesa lanceolata) [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny anglisy | a shrub. Moesa trichophiobia, Baker. Same as Voarafy. [Richardson 1885] | |
Voambolana | Haizavamaniry: ahitra ~ Fahasalamana | |
Anarana siantifika | Moesa lanceolata, Moesa trichophiobia | |
Mpitovy hevitra | asaboratsy ~ voarafy | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |