Teny iditra raha baka mihorirana ianao, izaho kirongo tsy azo idirana (raha, baka, horirana, ianao, izaho, kirongo, iditra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] teny ifanaovan' olona roa mifaninana ilazany fa samy manana ny toetra mahakinga azy avy izy ireo ka tsy matahotra ny hifanandrina
Mpitovy hevitra raha baka misisika ianao, izaho kirongo tsy azo idirana ~ raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31