Teny iditra | raha baka misisika ianao, izaho kirongo tsy azo idirana (raha, baka, sisika, ianao, izaho, kirongo, tsy, azo, iditra) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] teny ifanaovan' olona roa mifaninana ilazany fa samy manana ny toetra mahakinga azy avy izy ireo ka tsy matahotra ny hifanandrina | |
Mpitovy hevitra | raha baka mihorirana ianao, izaho kirongo tsy azo idirana ~ raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |