Teny iditra rahakoa
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Betsileo] tahaka, sahala, toy: Ny hevetse rahakoa ny biby ko mangingiña ro andehanane (Ny hevitra sahala ny biby ka mangingina no andehanany)

Teny iditra rahakoa
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Betsileo] angamba

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31