Teny iditra rahana
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Enti-milaza vary na voan-javatra mbola tsy tena masaka tsara ka nampangotrahina mba hahamafy ny hodiny ka hahazoana mitoto azy na hanakanana azy tsy ho vaky vazana na hitsimoka
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] boiled. Used chiefly of unpeeled green rice, fish, eggs, beans, and shell-fish, etc.
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] bouillis, comme le riz et les grains qui ne sont pas tout à fait mûrs, afin de pouvoir les piler ou d'en empêcher la germination
Sampanteny 
Haiendriteny 
rahana
-drahana
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny rahana ity (1): Ambatofitorahana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31