Teny iditra | Raharolahy Elie | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | |
Fanazavàna teny malagasy | Raharolahy Elie (1901-1949) ( Ny Erika, Harioley, Dorshonam) [3.1] | |
Mpanoratra tantara foronina indrindra no ahalalana Ny Erika. Raharolahy no tena anarany nefa mbola nanana solon' anarana hafa koa izy eo amin' ny sahan' ny literatiora, dia i Harioley, Dorshonam [Rajemisa: Fiteny 3] | ||
Voambolana | Haisoratra: mpanoratra | |
Asa navoany | Ikakilay sy Ifaralahy Ririnina ny andro | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |