Teny iditra raha tany (raha, tany)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985 takila 807] toy ny raha tsotra ihany, saingy manantitrantitra kokoa ny fisian' ilay fepetra: Raha tany mihira ianao, dia homeko vola
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 499] si par hasard, supposé que, dans le cas où
Tsipelina hafa 
Ohatra 
1 [Dahle: Angano, takila 247] Raha tany misy hotsaka, misy sahona
2 [Andraina: Mitaraina, takila 150] Tsy maninona, raha tany manta, feno herana sy tsilo, ilay tany

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/04