Teny iditra raha vao (raha, vao)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Mitarika fehezankevitra milaza fotoana hentitra: Raha vao maneno ny lakolosy, dia tsy maintsy miditra ny mpianatra
Ohatra  [Rajohanesa: Kintana] Ilezo ihany no nanontaniako, raha vao tonga aho

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31