Teny iditra raiki-paka (raikitra, faka)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] latsa-paka, miorim-paka
¶ enti-milaza vehivavy maro anaka
¶ enti-milaza aretina tsy azo sitranina. [Voambolana: Fahasalamana]
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] being chronic and incurable, as a disease.
Fanazavàna teny frantsay  [Veyrières 1913] femme qui a mis au monde un enfant qui doit l' unir davantage à son époux : elle entre plus avant dans l' affection de son mari, elle est bien enracinée
Mpitovy hevitra latsa-paka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31