Teny iditra raiki-tahotra (raikitra, tahotra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] feno horohoro, azon'ny tahotra sy ny horohoro mafy
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] Stuck with fear
  [Hallanger 1973] frightened, terrified
Fanazavàna teny frantsay  [Rajaonarimanana 1995] épouvanté
Ohatra  [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 84] Nivarahontsana sy raiki-tahotra foana teo Rasoa nandre ny fandrahonan-janany azy.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31