Teny iditra | raiki-tampisaka (raikitra, tampisaka) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fanazavàna teny malagasy | ilazana ireo olona mahia tsy mahazo aina fa kaozatra eny mandrakariva; enti-milaza koa toetra na aretina tsy afaka amin'ny olona iray intsony [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny anglisy | very thin, tuberculous [Hallanger 1973] | |
Fanazavàna teny frantsay | tuberculeux, en proie à une maladie chronique [Hallanger 1974] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Tsipelina hafa | raiki-tapisaka | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |