Teny iditra raiki-tapisaka (raikitra, tampisaka)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny frantsay (tapisaka pour tampisaka) devenu définitivement maigre, phtisique [Abinal 1888]
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: mahia
Tsipelina hafa 
Ohatra Isika izao no raiki-tapisaka amin' ity fiainana an-tsaha ity, fiainana tsy miova, fiainam-boaozona. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 142]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31